RAIKITR'IO (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fety be ity androany, Masak’é tsisy ôtr’izany
Rendez-vous lanonam-be, Olo-jiaby tsisy mipetraka é (raikitra é)
Zaho milaza ambarako tsara, Koa valio ndrao enao sao tara
Ilazao ny namantsika, any indray mifankahita (raikitra é)
Ref : (Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2
Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x2
Mozika
Zahay tsy amela anao hangina, Mifohaza aza varina
Tonga ty ilay fotoana, Aza adino fa any no mihaona (raikitra é)
Zay hilalao avia aty, Namana mifankatia
Hainao tsara ny miaraka aminay, tsy be vava r’efa izay dé zay (raikitra é)
Ref
Ny sorisory qewuqri hadinoy avalony, Ndao mitsangàna avia aty fa handihy
Iarahanay tononkira.serasera.org fo madio qhzacxj amin’io, hitambatra ho iray.
Ref (in-1 ctimv ihany) + mozika
(Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2 ; Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x3

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 4505
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 25/06/2009 11:22