RAIKITR'IO (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fety be ity androany, Masak’é tsisy ôtr’izany
Rendez-vous lanonam-be, tononkira.serasera.org Olo-jiaby tsisy mipetraka znagef é (raikitra é)
Zaho milaza ambarako tsara, Koa valio ndrao enao sao tara
Ilazao ny namantsika, any indray mifankahita (raikitra é)
Ref : (Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2
Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x2
Mozika
Zahay tsy amela anao hangina, Mifohaza aza varina
Tonga ty ilay guchcf fotoana, Aza adino fa any no mihaona (raikitra é)
Zay hilalao avia aty, Namana mifankatia
Hainao tsara ny miaraka aminay, tsy be vava r’efa izay dé zay (raikitra é)
Ref
Ny sorisory hadinoy avalony, Ndao mitsangàna avia aty fa handihy
Iarahanay fo madio amin’io, hitambatra ho vowzt iray.
Ref (in-1 ihany) + mozika
(Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2 ; Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x3

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 4502
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 25/06/2009 11:22