RAIKITR'IO (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fety be ity androany, Masak’é tsisy ôtr’izany
Rendez-vous lanonam-be, tononkira.serasera.org Olo-jiaby tsisy mipetraka é (raikitra é)
Zaho milaza ambarako tsara, Koa valio ndrao enao uaqz sao tara
Ilazao ny namantsika, any indray mifankahita (raikitra é)
Ref : (Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2
Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) vhdjn x2
Mozika
Zahay tsy amela anao hangina, Mifohaza aza varina
Tonga ty ilay fotoana, Aza adino fa any no mihaona (raikitra é)
Zay hilalao avia aty, Namana mifankatia
Hainao tsara ny miaraka aminay, tsy be vava r’efa izay dé zay (raikitra é)
Ref
Ny sorisory hadinoy avalony, Ndao mitsangàna avia aty fa handihy
Iarahanay fo madio amin’io, octv hitambatra ho iray.
Ref (in-1 ihany) + mozika
(Ambiansy ity androany, (raikitr’io é) x2 ; Ambiansy ity androany, raikitr’io é efa paré) x3

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lola (lahy)Hits : 4506
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 25/06/2009 11:22