AROVY NY ZAZA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AROVY NY ZAZA
Aza avela hirenireny eny ny zazakely
Taizao amin’ny fomba mendrika foana
Ombieny ombieny
Hananany fiainana tsara
Rehefa lehibe ho soa fiafara
Adidin’izay sjbtomat niterana no miahy ny zanany
Andrikiny hatrany hatrany vitao ny fianarany
Ho olom-banona any aoriana
Handrandrain’ny fianakaviana
Arovy ny zaza ry ray aman-dreny aza dia variana
Arovy ny zaza tandremo sao dia hananan-tsiny
Ny fitaizana sarobidy loatra amin’ny zaza
Jereo akaiky raha tianao ho ara-dalàna
Arovy ny zaza, arovy fa io no harenantsika
Arovy ny zaza, tononkira.serasera.org jereo fa io no reharehantsika
Ry Ray aman-dreny aza atao tsirambina ny zaza ho’a
Nareo no nahatonga an’iny teto f’aza miala pà
Izy anie tsy sxsxadgq manantsiny f’aza dia ampijaliana
Tsarovy fa vjktbhf voninahitrao raha mahatafita zaza
Ny hazo no vanon-ko lakana
Ny naniriany no tsara
Raha tsy nety ny anao areno amin’ny zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 3976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 24/08/2007 08:02