AROVY NY ZAZA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AROVY NY ZAZA
Aza otdtkjzk avela hirenireny eny ny zazakely
Taizao amin’ny fomba mendrika foana
Ombieny ombieny
Hananany fiainana tsara
Rehefa lehibe ho soa fiafara
Adidin’izay niterana no miahy ny zanany
Andrikiny hatrany hatrany tononkira.serasera.org vitao ny fianarany
Ho olom-banona any aoriana
Handrandrain’ny fianakaviana
Arovy ny zaza ry ray uiexexrt qorhfpt aman-dreny aza dia variana
Arovy ny zaza tandremo sao dia hananan-tsiny
Ny fitaizana sarobidy loatra amin’ny zaza
Jereo akaiky raha tianao ho ara-dalàna
Arovy ny zaza, arovy fa io no harenantsika
Arovy ny zaza, jereo fa io no reharehantsika
Ry Ray aman-dreny aza atao tsirambina ny zaza ho’a
Nareo no nahatonga an’iny teto f’aza miala pà
Izy anie tsy manantsiny f’aza dia ampijaliana
Tsarovy fa voninahitrao raha mahatafita zaza
Ny hazo no vanon-ko lakana
Ny naniriany no tsara
Raha tsy nety ny anao areno amin’ny zanakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 3975
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 24/08/2007 08:02