AROVY NY ZAZA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org AROVY NY ZAZA
Aza avela hirenireny eny ny zazakely
Taizao amin’ny fomba mendrika foana
Ombieny ombieny
Hananany fiainana tsara
Rehefa lehibe ho soa fiafara
Adidin’izay niterana no miahy ny zanany
Andrikiny hatrany hatrany vitao ny fianarany
Ho olom-banona any aoriana
Handrandrain’ny fianakaviana
Arovy ny zaza ry ray aman-dreny aza dia variana
Arovy ny zaza tandremo sao dia hananan-tsiny
Ny fitaizana sarobidy loatra amin’ny zaza
Jereo akaiky raha tianao zbiwvr ho ara-dalàna
Arovy ny zaza, arovy fa io no harenantsika
Arovy ny zaza, jereo fa io no reharehantsika
Ry Ray aman-dreny aza mrrbuvt atao tsirambina ny zaza ho’a
Nareo no nahatonga an’iny teto f’aza miala pà
Izy anie tsy manantsiny f’aza dia ampijaliana
Tsarovy fa voninahitrao raha mahatafita zaza
Ny hazo no vanon-ko lakana
Ny naniriany no tsara
Raha tsy nety ny anao areno amin’ny zanakao ftkmhjd

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 3923
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 24/08/2007 08:02