Nitsangana Jesosy Tompo (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izahay olom-boavonjy tononkira.serasera.org faly midera
Any Jesosy Tompo mpamonjy anay
F'efa nitsangana izy tamin'ny maty
Araka ny voasoratry ny mpaminany
Refrain 1:
Haleloia no asandratray ho anao ry Ray
F'efa natolotrao ny zanakao hamonjy xrratfy anay
Ka velona mandrakizay ao aminao
Ho fanantenanay hitsangana amin'ny maty indray
2-Ianareo mbola fjor tsy mino no ilazany
Aza variana re manenjika anay
F'efa nitsangana ilay Jesosy Tomponay
Tanteraka izay nambarany taminay
Refrain 2:
Very maina fanaratsiana ataonareo
Zava-poana ny fanenjehana fivavahana
Fa Jesosy anie efa nitsangana tamin'ny maty
Raha tsy izany dia jidxsbi zava-poana toriteninay taminareo
FEO:Izahay fanantenana tsy miango vola o iah

--------
Link: