Raisonareo ny mpanompoko (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raisonareo ny mpanompoko
Fa ireo no soloko
Raha noana izy omeo hanina
Mangetaheta omeo rano koa
Izay vitanao amin'ireo madinika vjsi ireo
No vitanao amiko koa
Fa tsy ho very ny valim-pitianao
Izay nomenao azy ireo

Refrain;

Sambatra re ny manome
Noho ireo izay dxfhsynq mandray
Raha toa omena am-pitiavana
Nadia kely fa soa re

2-Mifankatiava tsara hianareo
Mba ho fantatry ny olona
Fa mpianatro tokoa hianareo
Raha toa ka mifankatia
Mandehana araka ny fanahy
Hianareo xwlae rehetra ireo
Fa tena vokatry ny fanahy
Fitiavana fanaovan-tsoa


ANDRIANAHINA
Jean tononkira.serasera.org Leopaul Juvenot
Mpampianatra hira;
Sekoly Alahady
TSILAINTAFIKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : LES JUVES
Visites : 1083
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hirajuves
Date : 10/11/2018 16:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351