Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rakitra (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ry olombelona vory eto anioTonga manatrika ny andro mahafaly
Andao isika hiaraka haneo ny fitia
Hoan'ny mpanompon'i kristy
Refrain;
Fa manana izao rakitra izao hianao
Hoan'ny fiainana an-danitra
Ho valin'ireo soa izay vitanao tety
Dia raisinao tokoa an-danitra
2) Aza mba ketraka manao ny soa
Raha mbola velona,miaina eto an-tany
Fa tsy ho very ireo valim-pitia
Noho ny ezaka vitanao
LES JUVES
FTT TSILAINTAFIKA
FG KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA
--------
Lien:
