Miderà an'i Jehovah (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Miderà an'i JehovahMiantsoà ny anarany
Mihirà ho azy
Mankalazà azy
Saintsaino ny fahagagana nataony
Refrain;
Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina
Manerana ny tany ny voninahiny
Fa lehibe Jehovah ka mendrika
Fa lehibe ny asany
2-Mihirà hoan'i Jehovah
Ry olombelona
Lazao isan'andro Ireo asany
Mihirà ho azy
Mankalazà azy
Mahatsiarova ny fahagagana nataony
SEKOLY ALAHADY
FKFT TSILAINTAFIKA
LEOPAUL
--------
Rohy: