Nitsangana Jesosy Tompo (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izahay olom-boavonjy faly midera
Any Jesosy Tompo mpamonjy anay
F'efa nitsangana izy tamin'ny maty
Araka ny voasoratry ny mpaminany

Refrain 1:
   Haleloia no asandratray ho anao ry Ray
F'efa natolotrao ny zanakao hamonjy anay
Ka velona mandrakizay ao aminao
Ho fanantenanay hitsangana amin'ny maty indray

2-Ianareo mbola tsy mino no ilazany
Aza variana re manenjika anay
F'efa nitsangana ilay Jesosy Tomponay
Tanteraka izay nambarany taminay

Refrain 2:
   Very maina fanaratsiana qcxewd ataonareo
Zava-poana ny fanenjehana fivavahana bxjl
Fa Jesosy anie tononkira.serasera.org efa nitsangana tamin'ny maty
Raha tsy izany dia zava-poana toriteninay taminareo


FEO:Izahay fanantenana djlp tsy miango vola o iah

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : LES JUVES
Visites : 1156
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : hirajuves
Date : 17/04/2019 11:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049