Jesosy tao Getsemane (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Lay Jesosy tao getsemane oh
Nanafatra ny mpianany mba hiari-tory
Fa diranovana loatra ny fanahiko xbdtkugk hoy izy
Toy ny efa ho faty aho izao
Refrain;
Raiko ô,raiko xypbknvc ô,raiko ô
Mba esory mba esory amiko
Lay kapoaka mangidy toy izao
Nefa tsy sitra-poko no dvrawouz atao fa ny anao
2-Nanjary ra ny dinitrao ry tompo
Noho ny heloka izay vitanay
Fa diranovana loatra hianao
Hoy ianao toy ny efa ho faty tononkira.serasera.org aho izao
Hira paska
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
Nanafatra ny mpianany mba hiari-tory
Fa diranovana loatra ny fanahiko xbdtkugk hoy izy
Toy ny efa ho faty aho izao
Refrain;
Raiko ô,raiko xypbknvc ô,raiko ô
Mba esory mba esory amiko
Lay kapoaka mangidy toy izao
Nefa tsy sitra-poko no dvrawouz atao fa ny anao
2-Nanjary ra ny dinitrao ry tompo
Noho ny heloka izay vitanay
Fa diranovana loatra hianao
Hoy ianao toy ny efa ho faty tononkira.serasera.org aho izao
Hira paska
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
TSILAINTAFIKA
--------
Rohy:
