Haleloia midera an'i Jehovah (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    
1) Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra
Miderà Azy ry capn olona rehetra
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika
Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah

Haleloia midera an'i Jehovah
Hosana tononkira.serasera.org ho an'Ilay avo indrindra
Misaora an'i Jehovah Tompo
Mankalaza ny anarany

2)0Andeha misaora an'i Jehovah hianareo rehetra
Hianareo mpanompon'i oqgwk Jehovah
Fa tsara ny mihira hoan'Andriamanitsika
Eny mamy sady mendrika ny fiderana an'i Jehovah


ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL snnw JUVENOT

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 1083
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 14/08/2019 17:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4941