Hanandratra anao aho (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hanandratra anao aho
Andriamanitra avo hianao
Ny asanao rehetra endrey mahagaga
Ny lanitra no hitoeranao
      bykjf   Fa inona moa no misakana ahy
Tsy hidera ilay avo indrindra
Fa ny fahasoavany maha toy izao ahy
     mskl    Ny fiderana no tontosaiko,ho an'i Jehovah Tompo Tsitoha
Eny hankalaza an'Andriamanitro,raha mbola velona sy miaina koa

Refrain;
   Hanandratra anao
   Mandrakizay
Fa mahatsara tononkira.serasera.org ahy ,eo ankaikinao
Mandrakizay han, han, han
Hanandratra cgzc anao


2-Hanandratra anao Jesoa famonjena
Sakaiza mahatoky hianao
Hisaotra anao aho Fanahy Masina ô
Fanahy mpanavao hianao


LES JUVES
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FIANGONANA
KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303