Hanandratra anao aho (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hanandratra anao aho
Andriamanitra avo hianao
Ny emfemss asanao rehetra endrey mahagaga
Ny lanitra no hitoeranao
Fa inona moa no misakana ahy
Tsy hidera ilay avo indrindra
Fa ny fahasoavany maha toy izao ahy
ovvqik Ny fiderana no tontosaiko,ho an'i Jehovah Tompo Tsitoha
Eny hankalaza an'Andriamanitro,raha mbola dufsh velona sy miaina koa
Refrain;
Hanandratra anao
Mandrakizay
Fa tononkira.serasera.org mahatsara ahy ,eo ankaikinao
Mandrakizay han, han, han
Hanandratra anao
2-Hanandratra anao Jesoa famonjena
Sakaiza mahatoky hianao
Hisaotra anao aho Fanahy Masina ô
Fanahy mpanavao hianao
LES JUVES
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FIANGONANA
KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA

--------
Rohy: