Hanandratra anao aho (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hanandratra anao aho
Andriamanitra avo hianao
Ny asanao rehetra endrey gshd mahagaga
Ny lanitra no hitoeranao
fxmzgb Fa inona moa no misakana ahy
Tsy hidera ilay avo indrindra
Fa ny fahasoavany maha toy izao ahy
Ny fiderana no tontosaiko,ho an'i Jehovah Tompo xzxb Tsitoha
Eny tononkira.serasera.org hankalaza an'Andriamanitro,raha mbola velona sy miaina koa
Refrain;
Hanandratra anao
Mandrakizay
Fa mahatsara ahy ,eo ankaikinao
Mandrakizay han, han, han
Hanandratra anao
2-Hanandratra anao Jesoa famonjena
Sakaiza mahatoky hianao
Hisaotra anao aho Fanahy Masina ô
Fanahy mpanavao hianao
LES JUVES
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FIANGONANA
KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA
Andriamanitra avo hianao
Ny asanao rehetra endrey gshd mahagaga
Ny lanitra no hitoeranao
fxmzgb Fa inona moa no misakana ahy
Tsy hidera ilay avo indrindra
Fa ny fahasoavany maha toy izao ahy
Ny fiderana no tontosaiko,ho an'i Jehovah Tompo xzxb Tsitoha
Eny tononkira.serasera.org hankalaza an'Andriamanitro,raha mbola velona sy miaina koa
Refrain;
Hanandratra anao
Mandrakizay
Fa mahatsara ahy ,eo ankaikinao
Mandrakizay han, han, han
Hanandratra anao
2-Hanandratra anao Jesoa famonjena
Sakaiza mahatoky hianao
Hisaotra anao aho Fanahy Masina ô
Fanahy mpanavao hianao
LES JUVES
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FIANGONANA
KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA
--------
Link:
