Haleloia midera an'i Jehovah (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra
Miderà Azy ry olona rehetra
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika
Ary mandrakizay tononkira.serasera.org ny fahamarinan'i Jehovah
Haleloia midera an'i Jehovah
Hosana wfpe ho an'Ilay avo qjcwax indrindra
Misaora an'i Jehovah Tompo
Mankalaza ny anarany
2)0Andeha misaora an'i Jehovah hianareo rehetra
Hianareo mpanompon'i xvgvc Jehovah
Fa tsara ny mihira hoan'Andriamanitsika
Eny mamy sady mendrika ny fiderana an'i Jehovah
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
--------
Rohy:
