Haleloia midera an'i Jehovah (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) pocqhy Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra
Miderà Azy ry olona rehetra
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika
Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah
Haleloia midera ylefqn an'i Jehovah
Hosana ho an'Ilay avo indrindra
Misaora an'i Jehovah Tompo
Mankalaza cpdmlhr ny anarany
2)0Andeha misaora an'i Jehovah hianareo rehetra
Hianareo mpanompon'i Jehovah
Fa tsara ny mihira hoan'Andriamanitsika
Eny mamy tononkira.serasera.org sady mendrika ny fiderana an'i Jehovah
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT
--------
Rohy:
