Haleloia midera an'i Jehovah (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    
1) Miderà an'i Jehovah ry firenena tononkira.serasera.org rehetra
Miderà Azy ry coqhapul olona rehetra
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika
Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah

Haleloia midera an'i Jehovah
Hosana ho an'Ilay avo indrindra
Misaora an'i Jehovah Tompo
Mankalaza ny anarany

2)0Andeha misaora an'i Jehovah hianareo rehetra
Hianareo mpanompon'i Jehovah
Fa tsara ny mihira hoan'Andriamanitsika
Eny mamy sady gudr mendrika ny fiderana an'i nfvgu Jehovah


ANDRIANAHINA
JEAN LEOPAUL JUVENOT

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : LES JUVES
Hits : 1085
Likes : 1 Like
Created by : hirajuves
Date : 14/08/2019 17:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328