Feon'ny trompetra famonjena (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yecpjf
1-Indreto izahay miarahaba anareo
Zay vory manatrika anay eto anio
Ny tananay zay mihofahofa aminareo
Ho mariky ny tononkira.serasera.org fiarahabana ataonay aminareo
REFRAIN
Feon'ny trompetra famonjena miarahaba anareo
Inona vaovao sy maresaka aminareo
Arabaina tafahaona hiaraka hidera indray
An'Ilay nahary izao rehetra hary izao
etblhwq 2- Dera sy laza ho an'Andriamanitra
Zay tompo avo indrindra any an-danitra
Fa fiarahabana no atolotray ho aminareo
Vory qlfecxcq sy hanome haja voninahitra ho an'Ray
FTF TSILAINTAFIKA
A.LEOPAUL JUVENOT

--------
Rohy: