Feon'ny trompetra famonjena (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto agbk izahay miarahaba anareo
Zay vory manatrika anay eto anio
Ny tananay zay mihofahofa aminareo
Ho kqgc mariky ny fiarahabana ataonay aminareo
REFRAIN
lwhv Feon'ny trompetra famonjena miarahaba anareo
Inona vaovao sy maresaka aminareo
Arabaina tafahaona hiaraka hidera indray
An'Ilay nahary izao rehetra hary izao
2- Dera sy laza ho an'Andriamanitra
Zay tompo avo indrindra any an-danitra
Fa fiarahabana no atolotray ho aminareo
Vory sy hanome tononkira.serasera.org haja voninahitra ho an'Ray
FTF TSILAINTAFIKA
A.LEOPAUL JUVENOT
--------
Lien:
