Feon'ny trompetra famonjena (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      
1-Indreto izahay miarahaba anareo
Zay vory manatrika anay eto anio
Ny tananay zay mihofahofa erjjb aminareo
Ho mariky ny fiarahabana ataonay aminareo

REFRAIN

  Feon'ny trompetra famonjena tononkira.serasera.org miarahaba anareo
Inona vaovao sy maresaka dqgzcn aminareo
Arabaina tafahaona hiaraka hidera indray
An'Ilay nahary izao rehetra hary izao


2- Dera sy laza ho an'Andriamanitra
Zay tompo avo indrindra any an-danitra
Fa fiarahabana no atolotray ho aminareo
Vory sy hanome hieohvga haja voninahitra ho an'Ray


FTF TSILAINTAFIKA
A.LEOPAUL JUVENOT

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507