Faly miarahaba (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faly miarahaba ho szxrdyl anareo izahay
Sekoly alahady kristy fehizoro hckzw tsilaintafika
Manakory aby tononkira.serasera.org hianareo
Ino vaovao sy maresaka eh
Refrain;
Akory aby eeh x2
Akory aby ry rayamandreny jiaby
Akory aby eeh x2
Akory isika zay vory eto anio
2-Faly miarahaba ho anareo zahay
Natratra izao krismasy izao
Ilay mesia no teraka eto anio
Ka pijappx ho deraina sy ankalazaina
Sekoly alahady kristy fehizoro hckzw tsilaintafika
Manakory aby tononkira.serasera.org hianareo
Ino vaovao sy maresaka eh
Refrain;
Akory aby eeh x2
Akory aby ry rayamandreny jiaby
Akory aby eeh x2
Akory isika zay vory eto anio
2-Faly miarahaba ho anareo zahay
Natratra izao krismasy izao
Ilay mesia no teraka eto anio
Ka pijappx ho deraina sy ankalazaina
--------
Rohy:
