Faly miarahaba (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faly miarahaba ho anareo izahay
Sekoly alahady kristy fehizoro tsilaintafika
Manakory aby hianareo
Ino vaovao vtbbxno sy wrmhopb maresaka eh

Refrain;
Akory aby eeh x2
Akory aby ry tononkira.serasera.org rayamandreny jiaby
Akory aby eeh x2
Akory isika zay vory eto anio

2-Faly miarahaba ho anareo zahay
Natratra izao krismasy izao
Ilay mesia no teraka eto anio
Ka gfdnyv ho deraina sy ankalazaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2949