Faly miarahaba (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faly miarahaba ho ckqju anareo izahay
Sekoly alahady kristy fehizoro tsilaintafika
Manakory aby hianareo
Ino vaovao sy maresaka eh
Refrain;
Akory aby eeh x2
Akory aby ry rayamandreny jiaby
Akory aby tononkira.serasera.org eeh x2
Akory isika zay vory eto anio
2-Faly eswyvz btaig miarahaba ho anareo zahay
Natratra izao krismasy izao
Ilay mesia no teraka eto anio
Ka ho deraina sy ankalazaina
Sekoly alahady kristy fehizoro tsilaintafika
Manakory aby hianareo
Ino vaovao sy maresaka eh
Refrain;
Akory aby eeh x2
Akory aby ry rayamandreny jiaby
Akory aby tononkira.serasera.org eeh x2
Akory isika zay vory eto anio
2-Faly eswyvz btaig miarahaba ho anareo zahay
Natratra izao krismasy izao
Ilay mesia no teraka eto anio
Ka ho deraina sy ankalazaina
--------
Link:
