Fahotana (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Eny fantatro fa ny fahotako
Efitra wvuzdifs mampisaraka aminao
Zany indrindra hilazako aminao
Ka bdjvwlc mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o Jesoa
Mamindrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2
Eny tsapako fa ny mpanota aho
Ka mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko tupjxmr hianao
Efitra wvuzdifs mampisaraka aminao
Zany indrindra hilazako aminao
Ka bdjvwlc mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o Jesoa
Mamindrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2
Eny tsapako fa ny mpanota aho
Ka mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko tupjxmr hianao
--------
Rohy:
