Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fahotana (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny fantatro fa ny fahotako
Efitra mampisaraka aminao
Zany giklacw indrindra hilazako aminao
Ka mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o gklmyd ytoin Jesoa
Mamindrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2
Eny tsapako fa tononkira.serasera.org ny mpanota aho
Ka mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko hianao
Efitra mampisaraka aminao
Zany giklacw indrindra hilazako aminao
Ka mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o gklmyd ytoin Jesoa
Mamindrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2
Eny tsapako fa tononkira.serasera.org ny mpanota aho
Ka mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko hianao
--------
Link:
