Fahotana (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny anqqpgyt fantatro fa ny fahotako
Efitra mampisaraka aminao
Zany indrindra hilazako aminao
Ka mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o Jesoa
Mamindrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2
Eny uxxs tsapako tononkira.serasera.org fa ny mpanota aho
Ka jtpk mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko hianao
Efitra mampisaraka aminao
Zany indrindra hilazako aminao
Ka mamelà ny heloko hianao }x2
Refrain;
Mamelà ny fahotako o,o Jesoa
Mamindrà fo amiko ,O,tompo ô
Diovy aho,ka sasao
Mba ho mpanomponao}x2
Eny uxxs tsapako tononkira.serasera.org fa ny mpanota aho
Ka jtpk mandika ireo fitsipikao
Zany indrindra hifonako aminao
Ka mamindrà fo amiko hianao
--------
Link:
