Resinao (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahita
Ianao no mahalala izay miafina   am-poko ao e
Izaho miaiky izaho manaiky Jesosy ny herinao
Ny ataoko zhio rehetra na hampierena tsy miafina aminao e
Izany indrindra no anamafisako etoana
’Zao teny izao eee
   dsbsw           Ny lalana diaviko
      ojrwkx        Na mafy na mora ny manjo
             Notaominao aho ee
             Hanaraka anao aho Jeso
             Fa n’aiza   misy ahy
             Izaho tsy hiala Aminao
             Samborinao aho e
             Ka indro fa resinao aho a
             E resinao aho e 4 fois
Ianao mahita ,Ianao mahalala
Izay fievitreveran’ ahy e
Izaho mino, izaho matoky
Izay rehetra voalahatrao
Ny fahendrena   ny fahatsarana rehetra dia Aminao
Izany indrindra no anamafisako etoana tononkira.serasera.org izao teny izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Adeline
Vangy : 4444
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/03/2006 12:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339