Kanto Ianao (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kanto Ianao Jeso Malalako
R Ilay Ahy tsy misy kilema
Iza re no toa Anao
Ilay notsongaiko tao @ alina alina
Eo an-tratranao tononkira.serasera.org no iankinako
Hiampohako ny Fitiavanao
Ny hasambarako dia eo anilanao
Fa raha lavitra enwo Anao aho dia ory fo
Tiako ny feonao mamelombelona ahy
Manoro sy mampianatra ahy ny nqgh idealy fitia
Tiako izay momba anao,izay Anao rehetra
Fa Ianao no Mpanjakan’ny Voninahitra
Ny masonao toy ny lelafo
Lelafom-pitiavana mandoro tokoa
Zany foko ary indro resinao aho
Resinao sy babonao tanteraka
Iza re no toa naiqtksc Anao
Ry Ilay hatsaran-tarehy
Fa tena fanaperana Ianao
Ary haveriko eto foana fa TIAKO IANAO
R Ilay Ahy tsy misy kilema
Iza re no toa Anao
Ilay notsongaiko tao @ alina alina
Eo an-tratranao tononkira.serasera.org no iankinako
Hiampohako ny Fitiavanao
Ny hasambarako dia eo anilanao
Fa raha lavitra enwo Anao aho dia ory fo
Tiako ny feonao mamelombelona ahy
Manoro sy mampianatra ahy ny nqgh idealy fitia
Tiako izay momba anao,izay Anao rehetra
Fa Ianao no Mpanjakan’ny Voninahitra
Ny masonao toy ny lelafo
Lelafom-pitiavana mandoro tokoa
Zany foko ary indro resinao aho
Resinao sy babonao tanteraka
Iza re no toa naiqtksc Anao
Ry Ilay hatsaran-tarehy
Fa tena fanaperana Ianao
Ary haveriko eto foana fa TIAKO IANAO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 5042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/02/2006 14:05
