IZAY ELA IZAY (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ela izay aho lnmfvegv nandao anao Jeso
Izay ela izay aho tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa
Izay rehetra hita nandramako avokoa
Rah tononkira.serasera.org any hadalana be ny vitako
Izay ela izay aho nandao Anao dctifw Jeso
Tsy nahatsiaro Anao

Ankehitriny aho e, ankehitriny re
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho e, eny ixmf sambatra
Fa efa sakaizanao Jesosy Tompo ô

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Adeline
Vangy : 7249
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 08/11/2007 15:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348