Ataovy hirahira (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hipaika ary ilay ora iray
Hiseho @ rahona Jeso
Handalo ehonu fitsarana ny olombelona tsirairay
Iza ary no mba hiaro anao?
Satria tsy misy takona
Fa voasoratra avokoa izay nataonao
Tsy ho voakosoka, izay no hitsarana anao
Azo antoka ve fa ho afaka ianao?
Fa raha tsy nandray an’i Jeso ianao
Izy tsy hisolo vava anao
Satria nataonao tsinontsinona izy
Hanody anao ireo ratsy vitanao
Fa raha rzuvjl noraisinao ary i Jesosy
Kanefa nataonao an-kilabao
Nohitsahinao indray ny rà nalatsany
Narianao ny teny fikasany
Marina fa efa noekenao
Mba ho mpamonjy anao izy
Nefa taty aoriana, nihemotra ianao
Jesosy dia, hilaza aminao hoe:
Tsy fantatro ianao, fa niala amiko
tononkira.serasera.org T sy mendrika ny lanitra ianao
xroy Nanomboka ianao, fa tsy nahatanteraka
Tsy misy toerana voaomana ho anao
Aza ariana re, izay nomenao
Fa sarobidy anie, ny famonjena
Ataovy hirahira isan’andro isan’andro
Mandram-pihavin’ny Kristy
lalalalallalalalalala, lalalalalalallalalalalalalala
Ataovy hirahira, isan’andro isan’andro
Mandram-pihavin’i Kristy
Hiseho @ rahona Jeso
Handalo ehonu fitsarana ny olombelona tsirairay
Iza ary no mba hiaro anao?
Satria tsy misy takona
Fa voasoratra avokoa izay nataonao
Tsy ho voakosoka, izay no hitsarana anao
Azo antoka ve fa ho afaka ianao?
Fa raha tsy nandray an’i Jeso ianao
Izy tsy hisolo vava anao
Satria nataonao tsinontsinona izy
Hanody anao ireo ratsy vitanao
Fa raha rzuvjl noraisinao ary i Jesosy
Kanefa nataonao an-kilabao
Nohitsahinao indray ny rà nalatsany
Narianao ny teny fikasany
Marina fa efa noekenao
Mba ho mpamonjy anao izy
Nefa taty aoriana, nihemotra ianao
Jesosy dia, hilaza aminao hoe:
Tsy fantatro ianao, fa niala amiko
tononkira.serasera.org T sy mendrika ny lanitra ianao
xroy Nanomboka ianao, fa tsy nahatanteraka
Tsy misy toerana voaomana ho anao
Aza ariana re, izay nomenao
Fa sarobidy anie, ny famonjena
Ataovy hirahira isan’andro isan’andro
Mandram-pihavin’ny Kristy
lalalalallalalalalala, lalalalalalallalalalalalalala
Ataovy hirahira, isan’andro isan’andro
Mandram-pihavin’i Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 6305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : babo
Daty : 19/09/2006 13:40
