Miambena ianao (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro Bass:
Mibebaha ianao! Mibebaha!

Ref:
Mibebaha! Miambena ianao,
Miomana hiatrika undqtw ny Tomponao fa,
Hoavy Jesô hiseho eny amin’ny lanitra

1- Ny maty any ujnhmbj am-pasana aza ibjdzxbv hatsangany
Hiatrika ny fitsarana
Na ireo nalentiky ny fasana koa aza
Hitsangana eo anoloany
Dieny izao, mibebaha!
Ref:

2- Ianao mbola sondriana amin’ny fiainana ety
Diniho aloha izay tononkira.serasera.org hiafarany
Raha toa ka te-handova iry lanitra iry
Ny Tompo aloha no ampandrosoy
Dieny izao, mibebaha!
Ref:

A/C : Groupe MIHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAK
Vangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 01/10/2026 13:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312