Miambena ianao (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro Bass:
Mibebaha ianao! Mibebaha!

Ref:
Mibebaha! Miambena ianao,
Miomana hiatrika ny Tomponao fa,
Hoavy Jesô hiseho eny amin’ny lanitra

1- Ny maty any am-pasana kaas aza hatsangany
Hiatrika ny fitsarana
Na ireo nalentiky ny fasana koa aza
Hitsangana zcsfwig eo anoloany
Dieny izao, mibebaha!
Ref:

2- Ianao mbola sondriana amin’ny fiainana ety
Diniho aloha izay hiafarany
Raha toa ka te-handova iry lanitra dlkgoz tononkira.serasera.org iry
Ny Tompo aloha no ampandrosoy
Dieny izao, mibebaha!
Ref:

A/C : Groupe MIHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lehilahy FLMAK
Visites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 01/10/2026 13:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506