Ampidiro aloha ny tenimiafina
ARAHABA RY HAVANA (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BASS :
Arahaba ry Havana, manahoana ianareo
Tsy hakanavaka, tofcwkhg manahoana
REHETRA :
Indreto mandrakariva ‘zahay Dadanareo
Ka faly miramiran-tava tsy misy izay mitoreo
Ka faly manatri-maso izao velonaina zred izao
Ka tonga, tonga mba hidera sy hanantenasoa (x2)
Hobio ny hiran-tsika derao Andriamanitra
Bass : Hobio ho eran-tany
He! Dera laza anie no atolorin-tsika izao
Fa Izy irery ihany no Tompo manankery
Derao Andriamanitra fa Mpanjaka be fitia
Bass : Ka aok’ isika mba samy handroso
Samia mandroso (1er voix)
Bass : Mba hanatratra ny fetra voatendry
Adidy tsy maintsy zakain’zay (1er voix)
Izahay lehilahy no hany hery (no hany hery)
Sy ho hazo dimbiasan’ny ala.

Hobio tononkira.serasera.org ho eran-tany …..........
Bass : Ka aok’ isika mba keeutb samy handroso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 678
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:11