OMEO AHY (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! omeo ahy ny fo madio
Mba hahaizako mitia Anao
Meloka ylmm aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
knud Fa mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
wyrs tononkira.serasera.org Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana Anao
Raha ny heloka efa vitako,
Menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho,
Teo imasonao
Indrisy resin’izao tontolo izao,
Ry Tompo
Fahafantesana anie,
No mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izay
Mba hahaizako mitia Anao
Meloka ylmm aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
knud Fa mahery mandresy ihany koa
Izay rehetra miankina aminao
wyrs tononkira.serasera.org Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana Anao
Raha ny heloka efa vitako,
Menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho,
Teo imasonao
Indrisy resin’izao tontolo izao,
Ry Tompo
Fahafantesana anie,
No mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Laurent RAKOTOMAMONJYVangy : 6441
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/05/2005 13:05
