FANTATRO (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantaro fa ianao dia hiova lasy indray
Ka nanadino foana teo ireo toky nomenao
Fantatro fa ousxji ianao efa dgxygnc tofoka sy leo
Ka mitady olon-kafa indray mba hiantsapazana
Ref : Natalakalonao ireo akanga tsara soratra
Ity foko manirery tsy mba manana hatoraka
Ny sisa azo tononkira.serasera.org atao dia mipitrapitra irery
Ka ny sento no injao mitambesatra mameno fo
Sy mankarary an-doha
Nefa izao no tsarovy tsy miova ilay fitia
Izay natolotro joeezmj ho anao hatrany am-parany
Fantatra fa izaho tsy mba nahafoy anao
Ka tsy hisy azoko hasolo ity toeranao

--------
Rohy: