FANTATRO (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantaro fa ianao dia hiova lasy indray
Ka nanadino foana teo ireo toky nomenao
Fantatro fa ianao efa tofoka sy leo
Ka mitady olon-kafa indray mba hiantsapazana
Ref : Natalakalonao ireo akanga tsara soratra
Ity foko manirery tsy mba manana hatoraka
Ny sisa azo atao dia enga mipitrapitra irery
Ka tononkira.serasera.org ny sento no injao sxirbzf mitambesatra mameno fo
Sy mankarary an-doha
Nefa izao no tsarovy tsy miova ilay fitia
Izay natolotro ho anao hatrany am-parany
Fantatra fa izaho tsy bdksrt mba nahafoy anao
Ka tsy hisy azoko hasolo ity toeranao

--------
Link: