FANTATRO (Landy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantaro fa ianao dia hiova lasy ttgxznsa indray
Ka rnxt nanadino foana teo ireo toky nomenao
Fantatro fa tononkira.serasera.org ianao efa tofoka sy leo
Ka mitady olon-kafa indray mba hiantsapazana

Ref : Natalakalonao ireo akanga qrjl tsara soratra
Ity foko manirery tsy mba manana hatoraka
Ny sisa azo atao dia mipitrapitra irery
Ka ny sento no injao mitambesatra mameno fo
Sy mankarary an-doha

Nefa izao no tsarovy tsy miova ilay fitia
Izay natolotro ho anao hatrany am-parany
Fantatra fa izaho tsy mba nahafoy anao
Ka tsy hisy azoko hasolo ity toeranao
    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Landy
Visites : 3691
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/11/2006 11:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1389