Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsiaro anao (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hira ity raha vao tononkira.serasera.org hiraiko
Dia ianao no tadidiko
Dia ianao no ato an-tsaiko
Tsaroako hatrany ireo teny mamy
Vao nataon-tsika omaly
Ato am-bavako jwgapao androany
Toa hafahafa izany fitiavako
Raha tsy eo ve uwatdmh ny hira dia ho adinoko io olona io?
Tsy izany velively
Fa isan’andro rxupja aho dia mahita azy eo akaiky eo
Ity hira ity raha vao hiraiko
Dia ianao no tsaroako
Dia ianao no ato an-dohako
Tsaroako hatrany ireo tambitamby
Vao nataonao ahy omaly
Ato anatiko androany
Toa hafahafa izany fitiavako
Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io?
Tsy hira ihany, no mitondra ahy ho any
Fa izay rehetra ataoko dia mankany...
Izy no tiako,hany ifaliako
Izy no hiraiko, izy ihany...
Dia ianao no tadidiko
Dia ianao no ato an-tsaiko
Tsaroako hatrany ireo teny mamy
Vao nataon-tsika omaly
Ato am-bavako jwgapao androany
Toa hafahafa izany fitiavako
Raha tsy eo ve uwatdmh ny hira dia ho adinoko io olona io?
Tsy izany velively
Fa isan’andro rxupja aho dia mahita azy eo akaiky eo
Ity hira ity raha vao hiraiko
Dia ianao no tsaroako
Dia ianao no ato an-dohako
Tsaroako hatrany ireo tambitamby
Vao nataonao ahy omaly
Ato anatiko androany
Toa hafahafa izany fitiavako
Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io?
Tsy hira ihany, no mitondra ahy ho any
Fa izay rehetra ataoko dia mankany...
Izy no tiako,hany ifaliako
Izy no hiraiko, izy ihany...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 17017
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:51
