Tsiaro anao (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hira ity raha vao hiraiko
Dia ianao no tadidiko
Dia ianao no ato an-tsaiko
Tsaroako hatrany ireo teny mamy
Vao nataon-tsika omaly
Ato am-bavako androany
Toa hafahafa izany fitiavako
Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io?
Tsy izany velively
Fa isan’andro aho dia mahita azy jndham eo akaiky eo
Ity hira ity raha vao hiraiko
Dia ianao no tsaroako
Dia ianao no ato an-dohako
Tsaroako hatrany ireo tambitamby
Vao nataonao ahy omaly
Ato anatiko androany
Toa hafahafa izany tononkira.serasera.org fitiavako
Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io?
Tsy hira ihany, no mitondra rcylahh ahy pesdt ho any
Fa izay rehetra ataoko dia mankany...
Izy no tiako,hany ifaliako
Izy no hiraiko, izy ihany...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 16961
Likes : 0 Like
Created by : oni
Date : 14/12/2001 19:51