Ianao namako (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako raha ianao,satriko lreeymk ho toa anao
Ny uszptgue namako rehetra
Tsotra sady tsara fo sy fanahy
Toetran’olona maro, no tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao,tokana ianao
Ny ahy ny tena tiako, tononkira.serasera.org mbola ho judpl faniriako
Ny hitiavana ahy
Na ory na faly ny fiainako
Haniry izay iriko,hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho...
Tena ilay ataonao...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao, tokana ianao...
Ny uszptgue namako rehetra
Tsotra sady tsara fo sy fanahy
Toetran’olona maro, no tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao,tokana ianao
Ny ahy ny tena tiako, tononkira.serasera.org mbola ho judpl faniriako
Ny hitiavana ahy
Na ory na faly ny fiainako
Haniry izay iriko,hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho...
Tena ilay ataonao...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao, tokana ianao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 23014
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oni
Daty : 14/12/2001 19:17
