Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao namako (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako raha ianao,satriko ho toa anao
Ny namako rehetra
Tsotra sady tsara fo sy fanahy
Toetran’olona maro, tononkira.serasera.org no tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao,tokana ianao
Ny ahy ny kcstwx tena tiako, mbola ho faniriako
Ny hitiavana ahy
Na ory na faly ny fiainako
Haniry izay iriko,hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho...
Tena ilay ataonao...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao, tokana xusvagik ianao... navfp
Ny namako rehetra
Tsotra sady tsara fo sy fanahy
Toetran’olona maro, tononkira.serasera.org no tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao,tokana ianao
Ny ahy ny kcstwx tena tiako, mbola ho faniriako
Ny hitiavana ahy
Na ory na faly ny fiainako
Haniry izay iriko,hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho...
Tena ilay ataonao...
Sainga indrisy,sarotra izany
Fa tsy ho haiko, ny hanova azy ireo
Soa fa nisy,namako iray
Tokana ianao, tokana xusvagik ianao... navfp
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 22642
Likes : 1 Like
Created by : oni
Date : 14/12/2001 19:17
