Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faniriako (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hirainao amiko
Ny kalon’ny fahiny
Aza haverina amiko
Ny anganontsika ireny
Aza avelanao hiseho
Irony adiady
Aza tairinao intsony
Ny efa rava tao
Aza irianao re ny omaly
Ny ventsoventso ireny
Handaingao re ny tontolo
Tsy hahalala akory
Aza tantarainao koa ny somonga vazivazy
Aza fohazinao intsony
Ny efa matory
Andro vao no andraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety
Ny aloka vaventy
Aza eritreretinao ny tselatra tsy hita
Aza atao hoe lahatra ny hadalana vita
Aza lavinao toy izao, ny okcse saina havanavao
Hasambarana no irio hatr’izao
Andro vao no andraindraina
Hisava cqfhpw ny taraina
Hisoka mora vetivety ny aloka vaventy
Andro vao no tononkira.serasera.org handraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety yyxgccf ny aloka vaventy
Tonony sy feony : Bruno Razafindrakoto
Ny kalon’ny fahiny
Aza haverina amiko
Ny anganontsika ireny
Aza avelanao hiseho
Irony adiady
Aza tairinao intsony
Ny efa rava tao
Aza irianao re ny omaly
Ny ventsoventso ireny
Handaingao re ny tontolo
Tsy hahalala akory
Aza tantarainao koa ny somonga vazivazy
Aza fohazinao intsony
Ny efa matory
Andro vao no andraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety
Ny aloka vaventy
Aza eritreretinao ny tselatra tsy hita
Aza atao hoe lahatra ny hadalana vita
Aza lavinao toy izao, ny okcse saina havanavao
Hasambarana no irio hatr’izao
Andro vao no andraindraina
Hisava cqfhpw ny taraina
Hisoka mora vetivety ny aloka vaventy
Andro vao no tononkira.serasera.org handraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety yyxgccf ny aloka vaventy
Tonony sy feony : Bruno Razafindrakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 6806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : elle5
Daty : 25/02/2013 20:11
