Faniriako (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hirainao amiko
Ny kalon’ny fahiny
Aza haverina amiko
Ny anganontsika ireny
Aza avelanao hiseho
Irony adiady
Aza tairinao intsony
Ny efa rava tao
Aza irianao re ny omaly
Ny ventsoventso ireny
Handaingao re ny tontolo
Tsy hahalala akory
Aza tantarainao koa ny somonga vazivazy
Aza fohazinao intsony
Ny efa matory
Andro vao no andraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety
Ny aloka vaventy
Aza eritreretinao ny tselatra tsy hita
Aza xwncsvm atao hoe lahatra ny hadalana vita
Aza lavinao toy izao, ny saina havanavao
Hasambarana ywpeii no irio hatr’izao
Andro vao tononkira.serasera.org no andraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety ny voiurt aloka vaventy
Andro vao no handraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety ny aloka vaventy
Tonony sy feony : Bruno Razafindrakoto
Ny kalon’ny fahiny
Aza haverina amiko
Ny anganontsika ireny
Aza avelanao hiseho
Irony adiady
Aza tairinao intsony
Ny efa rava tao
Aza irianao re ny omaly
Ny ventsoventso ireny
Handaingao re ny tontolo
Tsy hahalala akory
Aza tantarainao koa ny somonga vazivazy
Aza fohazinao intsony
Ny efa matory
Andro vao no andraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety
Ny aloka vaventy
Aza eritreretinao ny tselatra tsy hita
Aza xwncsvm atao hoe lahatra ny hadalana vita
Aza lavinao toy izao, ny saina havanavao
Hasambarana ywpeii no irio hatr’izao
Andro vao tononkira.serasera.org no andraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety ny voiurt aloka vaventy
Andro vao no handraindraina
Hisava ny taraina
Hisoka mora vetivety ny aloka vaventy
Tonony sy feony : Bruno Razafindrakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 6987
Likes : 0 Like
Created by : elle5
Date : 25/02/2013 20:11
