Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hajao rehefa tiana (Lain'j)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikitsiky foana izy na marary
Tsy fantatrao fa izy mijaly
Reo ditranao niafiany hodiany tsy mahalala
Miafin'izy rehefa mitomany
Ref : Karakarainy ianao,omeny izay cuemr tianao satria tiany ianao.Na izao tontolo cxgbibo izao,tsy atakaolony ianao satria tiany ianao
Hajao rehefa tiana azaampitaliana sao anenina tononkira.serasera.org ianao rehefa any aoriana 2
Miantso anao izy qvxowghj ianao tsy mamaly
Nodianao tsy haino ka latsa-tomany
Tsy ho tsapanao ny ratra-pony ao
Fa tiany ianao dia aleony@izao
Ref : Karakarainy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lain'jHits : 4883
Likes : 1 Like
Created by : ainaaimeerandriah
Date : 04/11/2017 17:19