Hajao rehefa tiana (Lain'j)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikitsiky foana izy na marary
Tsy fantatrao fa izy mijaly
Reo ditranao niafiany hodiany tsy mahalala
Miafin'izy rehefa mitomany
Ref : Karakarainy ianao,omeny izay tianao satria tiany ianao.Na izao tontolo izao,tsy atakaolony ianao satria tiany ianao
Hajao rehefa tiana azaampitaliana sao tkeq anenina ianao rehefa any aoriana 2
Miantso anao sljqxs izy ianao tsy mamaly
Nodianao tsy haino ka latsa-tomany
Tsy pyeyr ho tononkira.serasera.org tsapanao ny ratra-pony ao
Fa tiany ianao dia aleony@izao
Ref : Karakarainy ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lain'jVisites : 4796
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ainaaimeerandriah
Date : 04/11/2017 17:19