One love (Lain'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay one love (Ianao ilay one love)
Ianao irery my one love (Ianao irery my one love)
Ianao ilay one love (Ianao ilay one love)
Ianao irery my one love (Ianao irery my one love)

Nambaranao t@ fomba hafa akia ilay fitia
Nalefaka ny fonao nilaza hoe fa tena tia
Efa ela hono ianao ny te-hilaza hoe
Ianao no mba tiako hizarana ny fiainako ho avy anie
Nampientana ahy ny fihetsikao izay niteny hiara -dia
Tsy mba natahotra aho fa hoe ny anao dia safidy
Hiara-ory @ faly, hiara-hizakan'ny......
Izay iainantsika na ho mora na ho mafy
Tsy mba menatra na nihaotra hanafina satria
Toky tsy ho fitaka nomenao ho ahy satria
Fiainantsika anie babe e! (Oh ouhoooh)
Masoandro lava mibaliaka e!

Rehefa iny eo ianao babe e!
Ny anatiko any reko mitony
Rehefa iny tsy eo ianao babe e!
Mivadibadika tsy matory
Fa ianao ilay one love
Ianao irery my one love
Ianao ilay one love
Ianao irery my one love

Famindra no atao tsara hampamiratra ny dia
Hizaka an'izay mafy, tsy ahakivy antsika aho sanatria
Ka ny ratsy ho foana any aorianantsika
Fo mitambatra no hery, ampy hiadivantsika
Tsy hitady lafatra hafa, ny ezaka no atao hifanampiana
Ny olana mandalo, tsy handairan'ny hakiviana
Tanjontsika anie babe e! (Oh ouhoooh)
Ho tonga @ faniriana e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lain'j
Vangy : 5859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2014 19:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753