Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hajao rehefa tiana (Lain'j)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsikitsiky foana izy na marary
Tsy fantatrao fa izy mijaly
Reo ditranao niafiany hodiany tsy mahalala
Miafin'izy rehefa mitomany
Ref : Karakarainy ianao,omeny izay tianao satria tiany ianao.Na izao tontolo izao,tsy atakaolony ianao satria tiany ianao
xoef Hajao rehefa tiana azaampitaliana sao anenina ianao rehefa any aoriana 2
Miantso anao izy ianao tsy iudq xilmpv mamaly
Nodianao tsy haino ka latsa-tomany
Tsy ho tsapanao ny ratra-pony ao
Fa tiany ianao dia aleony@izao
Ref : tononkira.serasera.org Karakarainy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lain'jVangy : 4884
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ainaaimeerandriah
Daty : 04/11/2017 17:19