Zazakely izahay! (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazakely izahay ry Jeso be fitia
Votsa vava zjjpfhwz tsy mahay tononkira.serasera.org miantso ny anaranao
Kanefa re, rmmfhoda Jesosy ô!
Ampianaro izahay
Anolotra ny tenanay ho Anao
Jeso ô!
Be ny fahavalonay ry Jeso be fitia
Ka mangataka Aminao
Hitsinjo hatrany
Kanefa sugbjqdl re.....
Votsa vava zjjpfhwz tsy mahay tononkira.serasera.org miantso ny anaranao
Kanefa re, rmmfhoda Jesosy ô!
Ampianaro izahay
Anolotra ny tenanay ho Anao
Jeso ô!
Be ny fahavalonay ry Jeso be fitia
Ka mangataka Aminao
Hitsinjo hatrany
Kanefa sugbjqdl re.....
--------
Rohy:
